add share buttons

TENISY- TOMPONDAKAN’I AFRIKA ISAN-TARIKA, HO AN’NY SOKAJY U12 : MITARIKA VONJIMAIKA I MADAGASIKARA

UGO TENNIS MADA EKOMADA

Ikohizana ny fahaizan’ireo katitan’ny tenisy Malagasy mandritra  ny lalao fiadiana izay ho tompondakan’i Afrika isan-tarika, ho an’ny sokajy U12. Teo amin’ny andro fahatelo, omaly, dia lavon’ny ekipa malagasy tamin’ny isa 3 no ho 0 I Zimbaboe. Teo amin’ny olon-tokana kosa, dia samy nandrobaka fandresena ihany  koa i Ugo, izay nandavo an’i Takura, tamin’ny seta 2 no ho 0 (6/4 ; 7/5 sy i Johny , izay nanilika an’i Bénédict Badza, tamin’ny seta 2 no ho 0 ihany koa (6/4 . 6/4). Ankoatr’izay, nanamafy ny fahaizan’ny Malagasy ny nadavoan’i Johny sy Mahefa an’i Takura sy Sibamba, tamin’ny seta 2 no ho 0 (6/0 ; 6/3).

Hatreto, tsy mbola resy mihitsy ireto mpiaro ny voninahi-pirenena ireto, ary mitarika vonjimaika eo amin’ny filaharana ankapobeny. Ho amin’ny andro androany, dia miala sasatra ny ekipa lehilahy ary hifanandrina amin’I Afrika Atsimo rahampitso Alarobia. Androany kosa no hifandona amin’I Zimbaboe ny ekipa vehivavy. Marihina fa fifaninanana hamaritana izay ho tompondaka, aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika ity lalao ity.

Voir aussi

tennis u12 ekomada

TENNIS- CHAMPIONNAT D’AFRIQUE-AUSTRALE PAR ÉQUIPES U12 : LES MALGACHES EN POLE POSITION

Les équipes malgaches ont ramassé les victoires lors du premier et deuxième jour du Championnat d’Afrique-Australe par équipes U12. Le tournois s’est déroulé sur  les courts de l’ASUT à...

SVR FMT EKOMADA

TENNIS MALGACHE : STEPHANE RAKOTONDRAINIBE, OFFICIELLEMENT SOUTENU PAR TELMA

La date prévue  pour le scrutin de la FMT s’approche à grand pas. Depuis le début de cette semaine, les trois candidats s’activent dans leur campagne. Pour le candidat...

PRESIDENT FMT EKOMADA

TENNIS: TSIALIVA RAJAOBELINA NE BRIGUE PAS UN NOUVEAU MANDAT

C’est officiel, l’actuel prĂ©sident de la FMT (fĂ©dĂ©ration malgache de tennis ) a annoncĂ© qu’il ne se  prĂ©sentera pas Ă  la prochaine Ă©lection . Par contre, il a indiquĂ© qu’il fait toujours...

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée.



Chaine vidéo


Back to top Menu mobile